|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tendrombohitra |
| Singan-teny | 2tendro, 3vohitra |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5havoana lehibe hita mandondona avo sady sarotra anihina.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6a mountain; the summit.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7montagne.
[1.8, 1.13] 8colline; sommet de montagne. [1.8] |
| Ohatra |
9 Ao amin' ny tendrombohitra tsy afak' olonarivo, hoy ity iraka.
[2.895#]
10 Nanondro tendrombohitra roa ambinifolo tany Imamo Andriambahoaka I. [2.508#] |
| Voambolana | 11 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 13Randzavola: tendrombohitra ao amin' ny Baiboly |
| Sary |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|