Teny iditra | taolampanavy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Ireo taolana kilavalava roa somary mivolantsinana, mampitohy ny taolan-tratra amin' ny rangomaina [1.1] | |
[ taolam-panavy ] Taolana mampitohy ny taolan-tsandry amin'ny taolan'ivotratra [1.13] | ||
Fanazavàna teny anglisy | [ taolam-panavy ] The collar-bone. [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | [ taolam-panavy ] Clavicule [1.3, 1.5, 1.13] | |
Voambolana | Haiaina | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |