|
|
|
|

Teny iditra1  taolampanavy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Ireo taolana kilavalava roa somary mivolantsinana, mampitohy ny taolan-tratra amin' ny rangomaina [1.1]
4 [taolam-panavy] taolana mampitohy ny taolan-tsandry amin'ny taolan'ivotratra [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  5 [taolam-panavy] the collar-bone. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 [taolam-panavy] clavicule [1.3, 1.5, 1.13]
Voambolana  7  Haiaina

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04