Teny iditra | taola-maoja | ||
Singan-teny | taola- (taolana) ; maoja | ||
Sokajin-teny | kambanteny | ||
Fanazavàna teny anglisy | The bones of the pelvis. [1.2] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Le haut de la hanche. [1.3] | ||
Ohatra | Marary ny lamosina, soroka, na ny taola-maoja, na maharary manerana ny vatana.
[2.424] | ||
Voambolana | Haiaina | ||
Tovy hevitra | maoja | ||
Kamban-teny |
| ||
Tsipelina hafa | taola-moja | ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24 |