|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 taola-
Sokajin-teny  2 endritenin' ny hoe taolana
Ohatra  3 Ankosotra ivelany manafina ny taola-maimbon' ny fasana. [2.5]
4 Kibobo an-tsaha tsipoy an-tanána aza mifefe ranomaso ety alatranonay fandrao tsipazako ny taola-mahagaga ka sady gaga no talanzona [2.131]

Teny iditra (2/2)5 taola
Sokajin-teny  6 anarana
Fanazavàna teny frantsay  7Arête, noyau, os, squelette  - > fatike, fo, kakapo, sisike, vihy.
8Be taola, osseux. [Vezo] [1.68]

Fivaditsoratra  9 Alota, 10 atalo, 11 taola

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12