Teny iditra | tangala | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka] Tehina [1.78] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Bâton [1.6] | ||
Ohatra | Rehefa izany dia mifanatona sy mifampidinika ny Fokonolona dia ny Lohandry na Andriambaventy solon-tenan' ny fokom-pianakaviana, ny mpitana ny tangala ary ny Fivorian' ny Mpanjaka.
[2.508] | ||
Kamban-teny |
| ||
Teny iditra | tangala | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny frantsay | Pince des crabes, des camarons, des écrevisses [1.6] | ||
Voambolana | Haibiby: (amin' ny ankapobeny) | ||
Nohavaozina tamin' ny 2022/10/22 |