|
|
|
|

Teny iditra1 tangalamena
Singan-teny  2tangala, 3mena
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny frantsay  5prêtres de villages. [2.608]
Ohatra  6 Ny nitarika ireny olona rehetra ireny dia miaramila tranainy, mpimasy, tangalamena, raiamandrenin-tanana, filoham-poko, izay ny toetra niraisany dia ny fitiavany ny tanindrazany sy ny firaisany fo tamin' ny vahoaka na inona na inona zavatra niseho. [2.472]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07