|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  tambỳ (vy)
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Taozava-baventy
Fanazavàna teny malagasy  4  Mpiasa vy, mpanefy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  An iron worker [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6  Forgeron [1.5]

Teny iditra (2/3)7  tamby
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9  Zavatra omena ny mpampivelona [1.78]
10  Karama; vola omena noho ny raharaha niangaviana: Aza mihevitra ianao fa ny madinika no be azon' ny tambim-bola, fa ny lehibe sy vaventy indrindra [1.1]
11  Valisoa ambonin'ny karama omen'ny mpampiasa [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  12  Prime [1.13]
Ohatra  13  Nefa inona izao no mba tamby azoko aminao? [2.445#54]
14  livatra sy vola no nomena an-dRamahasarika ho tamby. [2.508#262]
Sampanteny 
15  Matoantenin' ny mpanao :
16  Matoantenin' ny iharana :
17  Matoantenin' ny fameno :
18  Anarana :
19  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Teny iditra (3/3)21  tamby
Sokajin-teny  22  anarana
Voambolana  23  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  24  Riz paddy encore en gerbes qu'on donne en salaire aux moissonneurs (Dubois). [1.196]

Fivaditsoratra  25  mbaty, tambỳ

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31