|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 manamby
Fototeny  2tamby
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manakarama: Nanamby ahy telopolo izy hanadio ny tokotany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to hire for wages. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6prendre à gages. [1.8]
Ohatra  7 Ary hoy izy: raha tsy omeny izany manamby azy izany nefa ny karamany, iza no mba hitarainany? [2.366#]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)12 mañamby
Sokajin-teny  13 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  14miaro. [Bara] [1.78]

Fivaditsoratra  15 mambañy, 16 mañamby, manamby, 17 manimbà, manimba

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03