Teny iditra | tafio | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka] Rivotra misy ranonorana [1.78] | |
Voambolana | Haitoetrandro | |
Teny iditra | tafio (tafy) | |
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana tafina sy tafiana | |
Fivaditsoratra | fatio, fiato, fiota, fitao, tafio, tafoy |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |