|
|
|
|

Teny iditra1 tafina
Fototeny  2tafy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Enti-milaza ny lamba izay entina na irakofana: Lamba mafana no tokony hotafina rehefa ririnina. (Aoka tsy hafangaro amin' ny tafiana). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be clothed, to be made to have clothing on.
6Used of the clothing.. [1.2]
7to be put on (of clothing). [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8qu'on met (se dit des vêtements). [1.8]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :
Ohabolana  13 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 fatany, 15 FIANTA, 16 fitana, Fitana, 17 tafina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05