Teny iditra | solia | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [frantsay soulier] Kiraro fanao an-trano ka tsy misarona ny aoriana fa ny lohany ihany no feno [1.1] | ||
Voambolana | Toe-karena: zaitra | ||
Tovy hevitra | solie | ||
Kamban-teny |
| ||
Ny fihaviany | Frantsay: soulier. | ||
Fivaditsoratra | Isalo, solay, solia |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |