|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 solie |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3[frantsay soulier] Kiraro fanao an-trano ka tsy misarona ny aoriana fa ny lohany ihany no feno.
[1.1] |
| Voambolana | 4 Toe-karena: zaitra |
| Tovy hevitra | 5solia |
| Fivaditsoratra | 6 Siloe, 7 solie |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|