Teny iditra | sinta | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fahatsiarovana maharary na torovana avy amin' ny hasasarana na fibatana zava-mavesatra [1.1] | |||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A pain in every part of the body arising from over-fatigue [1.2] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Douleur qu'on ressent par suite d'un effort, d'une fatigue [1.3] | |||||||||
Douleur ressentie par suite d'une fatigu [...] [tohiny 1.54] | ||||||||||
Ohatra | Ny sinta singiobe, izany no ozatra mifangozona amy ny olona.
[2.48] | |||||||||
Voambolana | Fahasalamana | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Fivaditsoratra | antsy, sinta |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |