|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 maninta |
| Fototeny | 2sinta |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Maharary noho ny asa mamizana mafy natao na noho ny fibatana enta-mavesatra: Maninta ny lamosiko noho ilay fitaomana birikin-dry Dadatoa omaly.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 8 mananty, 9 maninta |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|