Teny iditra | sembana | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Aretina tampoka tsy nampoizina, tsy nahina: Voan' ny sembana ny zaza Azon' aretina tampoka: Sembana ny zanako halina Azon-tsampona, azon-javatra manampontsampona: Sembana ny dianay ~ Semban-drahona ny volana [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Maladie subite, imprévue [1.54] | |||||||||||||||
Voambolana | Fahasalamana | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Fivaditsoratra | sambane, sembana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |