|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 manembana
Fototeny  2sembana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manakana, manampontsampona. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :

Teny iditra (2/2)8 mañembaña
Fototeny  9embaña
Sokajin-teny  10 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  11manidina, misidina. [Tambahoaka] [1.78]
12manidina. [Sihanaka] [1.78]

Fivaditsoratra  13 mañambane, 14 manembana, mañembaña

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02