Teny iditra | sakeli-mihoa-joro | |
Singan-teny | sakelika ; mihoatra ; -joro (zoro) | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza izay rehetra mihoatra ny tsy tokony hihoarany (ny zoro amin' ny trano kotona dia ny hazo atao amin' ny zoron-trano efatra, ka raha ny rindrina indray no mihoatra ireo zoro ireo dia hafahafa) [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | (de hoatra : action de dépasser, de franchir, et zoro : l'angle, la coupe après une taille) rejets, drageons servant à reproduire une plante [1.196] | |
Voambolana | Haizavamaniry ~ Toe-karena: fambolena | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny sakeli-mihoa-joro io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24 |