Teny iditra | rohana | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Aretina manaintaina sy mampangotsokotsoka any amin' ny famavanin' ny taolana [1.1] | ||||||
Aretina mahazo ny vanintaolana [1.13] | |||||||
Fanazavàna teny frantsay | Rhumatisme [1.54, 1.13] | ||||||
Voambolana | Fahasalamana | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Kamban-teny |
| ||||||
Fivaditsoratra | harano, harona, rahano, rahona, rohana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12 |