Teny iditra |
rivo-doza
|
Singan-teny | rivo- (rivotra) ; loza |
Sokajin-teny | kambanteny
|
Fanazavàna teny malagasy | Rivotra mafy fitsoka ary mazàna arahin' orana ka mandevona sy manimba zavatra maro [1.1]
|
| Rivo-mahery miforona any afovoan-dranomasina arahina orambe ka mitera-doza [1.13]
|
Fanazavàna teny frantsay | Cyclone [1.13]
|
Ohatra |
1 | Sady amin' izay nitondra rivotra toy (toa) rivodoza.
[2.445]
|
2 | Voalohany, izy dia hazo tsy mamony raha tsy amin’ny taona nandalovan’ny rivodoza;
[4.27]
|
3 | Nandrava trano mora vao naorina teny Alakamisy Anosiala ilay rivodoza Giovanna. Trano 91 tamin'ny zato no rava
[4.14;2012/02/18]
|
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
Zanakanarana |
|
Sary |
|
|
Teny iditra |
Rivo-doza
|
Singan-teny | rivo-doza |
Sokajin-teny | anarana (teatira)
|
Mpanoratra | Rajemisa-Raolison Régis |
Fanonta printy |
|
Voambolana |
Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra
|
|