Teny iditra | renivohitra | ||||
Singan-teny | reny ; vohitra | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Tanàn-dehibe misy foiben' ny fitondrampanjakana amin' ny tany iray: Antananarivo no renivohitr' i Madagasikara [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | The capital or principal town or city [1.7] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Ville capitale ou principale [1.8] | ||||
Ohatra |
| ||||
Voambolana | Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) ~ Pôlitika | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12 |