Teny iditra | renin-jaza | ||||
Singan-teny | reny ; zaza | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Niantsoana fahizay ny renin' ny zaza natao hasoavana Ilazana ny renin-drazazavavy amin' ny fotoana fampakarana Iantsoana ny mpampivelona na ny mpanome tambavy [1.1] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Celle qui est la mère d'un enfant à la circoncision Celle qui donne sa fille en mariage Sage-femme [1.3] | ||||
Ohatra |
| ||||
Voambolana | Fifandraisana: fianakaviana ~ Fahasalamana | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |