Teny iditra | raivoa | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny zanaka vavy eo anelànelan' ny vavimatoa sy ny faravavy, na firy na firy isany [1.1] | |
Voambolana | Fifandraisana: fianakaviana | |
Fivaditsoratra | arovay, iravao, ôvaria, raivoa, voaira, voaray |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |