|
|
|
|

Teny iditra1 voaray
Fototeny  2ray
Sokajin-teny  3 matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny anglisy  4received, accepted, taken; jointed, united.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5reçu, accepté, pris. [1.3]
Ohatra  6 Ho voaray malaky kosa anefa izy [2.117#97]
7 voaraiko ny volan'Ikotobe ariary dimy [2.59#384]
8 Nikiaka kosa ilay kely nony voarain-dRaleva [1.281]
9 Ary rehefa asehony ny taratasy fanaikena koa efa voarainy ny vola [2.366#140]
10 Toa te-hilaza fa efa voarain' i Bina izay ilay sary fotografy nalefany [2.499#63]
Haiendriteny 
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  13sanda voaray
Ohabolana  14 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 arovay, 16 iravao, 17 Ivoara, 18 ôvaria, 19 raivoa, 20 voaira, 21 voaray

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02