|
|
|
|

Teny iditra1  rahalahin-teny
Sokajin-teny  2  kambanteny
Voambolana  3  Haiteny
Fanazavàna teny malagasy  4  1) teny roa mitovy fanonona [1.1]
5  2) teny azo raisin amin' ny hevitra roa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  Words similar in pronunciation but different in import; misapprehension, misconception. [1.2]
Singan-teny  7  rahalahy, teny

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/22