Teny iditra | patsoky | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taifasy]
Sisa mangahazo nandrahoina lava ka alona an-drano Sisa tsy many tamin'ny sambaiky ka tehirizina anaty rano [1.78] | |
Voambolana | Toe-karena: hanina | |
Fivaditsoratra | kopitsa, patsoky, pitsoka, potsika, tsapoky, tsipoka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |