Teny iditra | patsa | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Karazan' orana madinika kely ary fihinana: Misy patsa mena sy patsa fotsy [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | Shrimps [1.2] | |||
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | |||
Kamban-teny |
| |||
Anaram-biby |
| |||
Mpanahaka | patsanorana | |||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny patsa io | |||
Teny iditra | patsa | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Entina milaza ny zazavavy madinika sy kely reny [1.1] | |||
Kamban-teny |
| |||
Fivaditsoratra | patsa, tsapa |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/24 |