Teny iditra | otri-po | |
Singan-teny | otrika ; -po (fo) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Hatezerana voatahiry ao am-po ka miteraira fankahalana; lolompo, fo lentika [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Malice, malignity [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Ressentiment, vengeance [1.3] | |
Voambolana | Ontam-po | |
Tovy hevitra | fo lentika ~ lolompo | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny otri-po io | |
Fivaditsoratra | otri-po, porito, toropy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/05 |