Teny iditra | oseana | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Velarandranomasimbe mandrakotra ny telo ampahefatry ny tany ary mampisaraka ireo tanibe; nozaraina ho faritra dimy:
| |
Ohatra | Ny Japoney, izay niandany tamin' ny Alemana, dia nandroso fatratra amin' ny Oseana Pasifika sy Indiana, ary nitohy niantsinanana sy nianatsimo foana.
[2.472] | |
Voambolana | Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) | |
Tovy hevitra | bambandrano | |
Ny fihaviany | Frantsay: océan. | |
Fivaditsoratra | oseana, soa añe |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |