Teny iditra |
odiambavafo
(ody, any, vava, fo)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Sakafo maivana vao maraina
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | [ ody am-bavafo ] Food eaten in the morning before going out to business, etc. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Remède contre les maux d'estomac (de vavafo : le creux de l'estomac; nom du premier repas ; petit déjeuner ou des en-cas ). Le plus populaire est le jus exprimé des feuilles du
horovy.
[1.196]
|
Ohatra | Vonon-kihafy amin' ny ody ambavafo aninaraina, raha mahatsiaro tena ho matiantoka amin' ny fidonanaham-poana tsy misy mpanontany na tra try ny varoboba.
[2.470]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
Kamban-teny |
|
|