Teny iditra | nongonongona | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Tany na zavatra navosa; tany na baingan-tany atao avoavo toa dongona kely hambolem-boangahazo [1.1] | |
Dongon-tany na havoana iva hita amin'ny tany sedimantera [1.13] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Butte [1.13] | |
Voambolana | Haibolantany | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny nongonongona io | |
Fivaditsoratra | ngonongonona, nongonongona |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |