|
|
|
|

Teny iditra1 ngonongonona
Fototeny  2ngonona
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Filazana na fanononana teny tsy mazava tsara fa ao am-bava ao fotsiny: Tsy namaly izy fa ngonongonona no nataony sady lasa izy.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5a low muttering, a low grumbling, a low murmuring.. [1.2]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Tovy hevitra  14ngonona

Fivaditsoratra  15 ngonongonona, 16 nongonongona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19