Teny iditra | nangy | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Fivontosana -- izay tsy aretina akory fa efa toe-tena mihitsy -- eo amin' ny faritra ambanin' ny sofina: Mavesabesatra izany no fijery ny olona be nangy Ny faritra eo anelanelan' ny takolaka sy ny ravintsofina ambany: Nisy bibikely nanaikitra azy teo amin' ny nanginy. [1.1] | ||
Voambolana | Haiaina | ||
Haiendriteny |
| ||
Kamban-teny |
| ||
Tsipelina hafa | mangy | ||
Teny iditra | nangy | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] A provincial word for lasiray [1.2] | ||
Fivaditsoratra | nangy, ngina |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |