Teny iditra | moana | ||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza olona tsy afaka miteny, tsy mamoa-peo hiteny: Tsy moana hatrany an-kibon-dreniny akory izy fa nisy loza tampoka nahazo azy ka veriny tamin' izay ny fitenenana Tsy mamaly, tsy miteny tsy mivolana: Nanontaniana izy, nefa tsy niloa-peo fa moana fotsiny tao [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | Mute; dumb, unable to speak [1.7] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Muet [1.8] | ||||||
Silencieux [1.196] | |||||||
Ohatra |
| ||||||
Voambolana | Fahasalamana | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Kamban-teny |
| ||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny moana io | ||||||
Lahatsoratra | Randzavola: moana ao amin' ny Baiboly (=> aretina) | ||||||
Teny iditra | moana | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Non retrouvé. Voir hazomoana. [1.196] | ||||||
Voambolana | Haizavamaniry | ||||||
Tsipelina hafa | moany ~ moano | ||||||
Fivaditsoratra | amona, manao, manoa, maona, moana, omana |
Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30 |