Teny iditra |
mivovò
(vovò)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | (alika) mikiakiaka mitady hanaikitra na hampitahotra:
mivovò ny mpandalo ity alika ity [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To bark [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Aboyer [1.8]
|
Ohatra |
1 | Ny alika handramatra tsy mivovo.
[2.347]
|
2 | aza tsy mahavely vava amboa mivovo.
[2.285]
|
3 | Niverina izy ireo ka nolazainy fa misy olona miteniteny sy alika mivovo ao.
[2.588]
|
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mivovò |
Ny lasa : |
nivovò |
Ny hoavy : |
hivovò |
|
|
Teny iditra |
mivovo
(vovo)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manao an-kasomparana, mankahala, manao an-dolompo [1.1]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mivovo |
Ny lasa : |
nivovo |
Ny hoavy : |
hivovo |
|
|
Teny iditra |
mivovo
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
Mitsikilo, mitily [1.78]
|
|