Teny iditra | miomby (omby) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny bibindandy miova ho soherina: hodidininy ny tenany ny kofehy notehiriziny tao an-kibony izay manjary akoran-dandy, dia mibonoka matory ao izy [1.1] | ||||||
Ohatra | dia biby velona ampihinanina aminy amberivatry, dia miomby ny biby, dia tonga landy;
[2.48] | ||||||
Voambolana | Haibiby: (amin' ny ankapobeny) | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |