Teny iditra | mimamà (mamà (ma)) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mitrentrena, mitrena matetika Ataovy hanin' omby sady mimamà no miraoka, fa ny alahelo tsy efan-jo retra: tsy tokony hitanondrika foana amin' ny alahelo, fa na malahelo aza, tsy azo avala ny asa fitadiavam-pivelomana [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | To low (of cattle) [1.7] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Meugler, beugler (du boeuf) [1.8] | ||||||
Ohatra | Mimama eo anoloan'ny haniny va ny ombalahy?
[2.996] | ||||||
Voambolana | Feo ~ Haibiby: (amin' ny ankapobeny) | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mimamà io | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |