Teny iditra | miankandrefana (ankandrefana (andrefana)) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mandeha mankany andrefana [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To go to the west, or westwards [1.2] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Aller vers l'ouest [1.3] | ||||||||
Voambolana | Toerana | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Mpanahaka | mianavaratra ~ mianatsimo ~ miantsinanana | ||||||||
Teny iditra | miankandrefàna (ankandrefana (andrefana)) | ||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miankandrefana | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | [1.2] | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/25 |