|
|
|
|

Teny iditra1 mianatsimo
Fototeny  2anatsimo
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mandeha mankany atsimo.
5Mampitodika any atsimo: Nolazain' ny ntaolo fa ny mpamosavy no mianatsimo loha. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to go to the south. [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7aller vers le sud. [1.8]
Ohatra  8 dia miezaha ialahy mianatsimo ihany ho tazan'ny mpanenjika [2.588#]
9 Hadilanana mianatsimo sy mianavaratra no nahitany an-dRazay [2.324#]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
13 Filaza mandidy :
Voambolana  14 Toerana
Mpanahaka  15 mianavaratra, 16 miankandrefana, 17 miantsinanana
Kamban-teny rehetra  18Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  19 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  20 maintimaso, 21 mianatsimo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02