Teny iditra |
mianatra
(anatra)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manao izay hahaizana zavatra iray: Mianatra marika izahay isan-kariva Maka tahaka, manao sahala amy: Mianatra ny fitenin' i nenibe Ikoto ka mampihomehy erỳ [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To learn, to study, to receive instruction; to gain knowledge of, to imitate, to mimic. The causative of this (mampianatra) means to teach. [1.2]
|
| To learn; to imitate; to go to school [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Apprendre; aller à l'école; imiter [1.8]
|
Ohatra |
1 | Fa angaha ialahy tsy mianatra tsara?
[2.472]
|
2 | Ny fiainan-dry zalahy ireo dia mianatra amin' ny antoandro fa ny maro aminy miasa alina.
[2.471]
|
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mianatra |
Ny lasa : |
nianatra |
Ny hoavy : |
hianatra |
Filaza mandidy : |
mianara |
|
Zanakanarana |
|
Ohabolana |
|