Teny iditra | matoatoa | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Fanahin' olona maty izay misehoseho amin' ny velona satria tsy vita mby antsoalany ny fandevenana azy [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | A ghost [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Fantôme, revenant [1.3, 1.8] | ||
Spectre [1.8] | |||
Ohatra | Indreny vehivavy mibaby zaza, antitra mitrotro kilonga, lehilahy miantsoroka entana, maratra midridridridry isak' izay mandingana no aloka novinaniana niserana toa matoatoa teo anoloan' izy mianaka.
[2.5] | ||
Voambolana | Fivavahana, finoana | ||
Kamban-teny |
| ||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny matoatoa io | ||
Lahatsoratra | Randzavola: matoatoa ao amin' ny Baiboly | ||
Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30 |