Teny iditra | maraokanina | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Maraoka (Afrika avaratra andrefana) Momba an' i Maraoka na an' i Maraoka na avy any Maraoka: Milazà vokatra maraokanina vitsivitsy [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Moroccan [3.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Marocain, marocaine [3.1] | |
Voambolana | Haitoetany: firenena, foko | |
Mpanahaka | Maraoka | |
Fivaditsoratra | ankamaroany, manakoriana, maraokanina |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |