Teny iditra |
maosy
(hosy)
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Voahosihosy, voahitsakitsaka:
Efa maosy erỳ ny ahitra andalovanareo marain-tsy hariva [1.1]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
maosy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Anarana iantsoan' ny ankizilahy ny rongony fohina [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Betsimisaraka]
(sens général : piétiné, détruit). Nom familier donné aux sommités du chanvre : Cannabis indica L. (Cannabaceae) préparées pour être fumées (cité par Abinal et Malzac). D'où le verbe :
manamaosy : .
[1.196]
|
Anarana siantifika | Cannabis indica |
Voambolana |
|