|
|
|
|

Teny iditra1 kamaosy
Fototeny  2maosy
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Reraka, toro, mongo, kotra ary tsy azo ho zavatra intsony.. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5rendu, épuisé, traînant; ruiné. [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :

Fivaditsoratra  11 kamaosy, 12 makoasy, 13 misaoka, 14 misoaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19