Teny iditra | mangaro-mosary | |
Singan-teny | mangarona ; mosary | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Kilalaon' ankizy mipaipaika ny vava sady mimonomonona (ninoan' olona taloha fa nitarika mosary, hono, izany kilalaon' ankizy izany) [1.1] | |
Voambolana | Kilalao | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17 |