|
|
|
|

Teny iditra1 mosary
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3hanoanana. [Bara] [1.78]
4Tsy fisian-kanina mahatarika fahafatesan' olona marobe noho ny hanoanana: Nisy mosary roa, natao hoe mavovava zokiny sy zandriny, izay nandripaka olona sesehena, tamin' ny andron' Andriamasinavalona. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5famine. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6famine, disette. [1.8]
7faim, famine. [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Ohatra  8 Hijanona eo moa, ho fati-mosary; [2.588#]
9 Hany ka tsy namely mafy Ioatra ny mosary. [1.436#]
Sampanteny 
Mpamaritra :
Mpanahaka  11 kere
Kamban-teny rehetra  12mangaro-mosary
Ohabolana  13 Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  14Randzavola: mosary ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  15 masiro, 16 misaro, 17 mosary, 18 somary

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02