Teny iditra |
mandahilahy
(lahilahy (lahy))
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mitso-drano, mirary soa ny zaza atao hasoavana [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To use the expression lahilahy
[1.2]
|
Ohatra | Mandritra izany kosa ireo mpitondra lefona sy ampinga dia mihira sy mandahilahy eo amoron-drano ka manao hoe: "Lahy!
[2.436]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mandahilahy |
Ny lasa : |
nandahilahy |
Ny hoavy : |
handahilahy |
Filaza mandidy : |
mandahilahia |
|
|
Teny iditra |
mandahilahy
(lahilahy (lahy))
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
In the provinces, to circumcise. [1.2]
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mandahilahy |
Ny lasa : |
nandahilahy |
Ny hoavy : |
handahilahy |
Filaza mandidy : |
mandahilahia |
|
|