Teny iditra |
manangona
(angona)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manao izay hahatonga olona maro amin' ny toerana iray: Manangona ny mpianatra rehetra ny lehiben' ny sekoly Mamory zavatra betsaka hotehirizina: Manangona loto no raharahan-dRangahy iny Mampivondrona: Nanangona ny heriny rehetra izy dia nitsambikina [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To collect, to assemble, to gather things or persons together. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Rassembler, accumuler [1.13]
|
Ohatra | Tsy maintsy manangona hery tsara amin' ny fitondrana azy an-doloha ho ery amin' ny gara, iny alina iny ihany.
[2.470]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
manangona |
Ny lasa : |
nanangona |
Ny hoavy : |
hanangona |
Filaza mandidy : |
manangòna |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
manangòna
(angona)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manangona
|
|
Teny iditra |
manangona
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
(de manana : prendre, avoir, et
gona : les coups).
Sakoanala villosa R.Vig. (Fabaceae).
Bois sans grand intérêt. Voir aussi
sakoanala.
[1.196]
|
Anarana siantifika | Sakoanala villosa |
Voambolana |
|