Teny iditra |
mampitony
(tony)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manalefaka [1.13]
|
Fanazavàna teny frantsay | Amortir [1.13]
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mampitony |
Ny lasa : |
nampitony |
Ny hoavy : |
hampitony |
|
|
Teny iditra |
mampitony
(tony)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mampihena ny vaikan'ny hery iray [1.13]
|
Fanazavàna teny anglisy | To calm, to quiet, to pacify [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Calmer, apaiser [1.8, 1.13]
|
Ohatra | Fahendrena lehibe nentin-drazana koa io: mampisokatra ny fon'ny mpihaino avy hatrany, na mampitony ny fony saika nitroatra.
[2.298]
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mampitony |
Ny lasa : |
nampitony |
Ny hoavy : |
hampitony |
|
|