Teny iditra | lakroa | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Sary na hazo mitanambokovoko mampahatsiaro ny hazo namantsihana an' i Kristy, hita amin' ny toerana maro, indrindra ny toeram-pivavahana (fiangonana, fasana...): Maty teo ambony lakroa i Kristy [1.1] | |
Ohatra | Ohatra: ny lakroa fitondra nanao prosession dia hafa no nahazo ny lakroa varahina lohany, ary hafa no nahazo ny tahony;
[2.588] | |
Voambolana | Fivavahana, finoana | |
Zanakanarana | ||
Ny fihaviany | Frantsay: la croix. | |
Mpanahaka | hazofijaliana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/07 |